You are here: home > Tononkira > Tsirison

GHETTOS (Tsirison)

https://tononkira.serasera.org/hira/tsirison/ghettos

Lasa ny andro
Lasa ny fotoana
Tsy maintsy miady aho
Raha tsy te ho noana
Mosarena aho, navelanao
Adivarotra io, hoy ianao

Lasa ny andro
Lasa ny fotoana
Tsy maintsy miady aho
Raha tsy te ho noana
Mosarena aho, navelanao
Adivarotra io, hoy ianao

Raiso aho
tononkira.serasera.orgRaiso ho namanao
Dimy ratsantanana aho, toa anao

Raiso aho
Raiso ho namanao
Dimy ratsantanana aho, toa anao

Fa ny ahy ny kilalao
Sarika maraina
Ireo namako filalaon’
’ireo zay manana homena
’ireo zay manana homena
’ireo zay manana homena
’ireo zay manana homena

Tsirison

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tsirison
Mpamaky : 2315
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ramanant
Tamin'ny : 05/12/2007 16:02:38
ID : 4912