Isaky ny... (Titi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaky ny malahelo aho,
toa manjombon-dava.
Isaky ny mamelovelo aho,
toa mila tsy hisava.
Fa tsy haiko intsony
ny omaly sy anio,
zay rivotra hitondra tadio,
toa mamanala,
mamirifiry tononkira.serasera.org ny androko anio.
Isaky ny mandondona aho
mila toa tsy hovohaina.
Isaky ny mba mifona olesmxw aho,
toa ts’isy famelana.
Ka tsy haiko intsony
ny omaly sy anio,
zay rivotra hitondra tadio,
fa mamanala mamirifiry ny androko anio.
Fa ela kosa moa aho,
no niangavy nitalaho,
ny ho anilanao foana morfe
hatram’izay ka stsjc hatramin’izao
toa manjombon-dava.
Isaky ny mamelovelo aho,
toa mila tsy hisava.
Fa tsy haiko intsony
ny omaly sy anio,
zay rivotra hitondra tadio,
toa mamanala,
mamirifiry tononkira.serasera.org ny androko anio.
Isaky ny mandondona aho
mila toa tsy hovohaina.
Isaky ny mba mifona olesmxw aho,
toa ts’isy famelana.
Ka tsy haiko intsony
ny omaly sy anio,
zay rivotra hitondra tadio,
fa mamanala mamirifiry ny androko anio.
Fa ela kosa moa aho,
no niangavy nitalaho,
ny ho anilanao foana morfe
hatram’izay ka stsjc hatramin’izao
--------
Rohy:
