Mahereza (Thiera Kougar feat Farao)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola ho avy any iany aho rehefa matsiaro oh !
Mbola ho avy any iany aho hitondra tantely eh !
Fa tsy izaho ny hoe malaina ny hifangaro oh !
Ny hanoanana koa ato manery eh !

Fihezahanao amin’ny Fiainana e !
Fahahavalo aloha ny fahalainana e !
Na tsy de afaka firy hoy aho dia reveo milay e !
Raha ny fiakarana efa vitako ô !
Ilay fiadanana no tsy hitako ô !
Makamaka sanjila dia mamerin’indray e !

Fijaliana ah…. « Vetivety kely »
Fahorian ah…. « Vetivety kely »
Hakiviana ah….« Vetivety kely »
Fiafiana ah…. « Vetivety kely »

Fikirizana…. « Vetivety kely »
Mila miaritra…. « Vetivety kely »
Tanjonao e…. « Vetivety kely »
Tongatsika ah…. « Vetivety kely »

Oh Mahereza aah…..
Mahereza ianao Namako ô… !
Zanahary tsy mandao (2x)

Mba andefaso vatsy kely aloha ato hoy aho fa tena mijaly
Ny sakafo na maraina na hariva aty tsy dia lavorary
Vao mis’adapte amin’ny fiainana eto mihintsy mantsy dia nôrmaly
Asa ihany ilay manavaka ny vary ato amin’ny tsiparifary

Fihezahanao amin’ny Fiainana e !
Fahahavalo aloha ny fahalainana e !
Na tsy de afaka firy hoy aho dia reveo milay e !
Raha ny fiakarana efa vitako ô !
Ilay fiadanana no tsy hitako ô !
Makamaka sanjila dia mamerin’indray e !

Fijaliana ah…. « Vetivety kely »
Fahorian ah…. « Vetivety kely »
Hakiviana ah….« Vetivety kely »
Fiafiana ah…. « Vetivety kely »

Fikirizana…. « Vetivety kely »
Mila miaritra…. « Vetivety kely »
Tanjonao e…. « Vetivety kely »
Tongatsika ah…. « Vetivety kely »

Oh Mahereza aah…..
Mahereza ianao Namako ô… !
Zanahary tsy mandao (2x)

Kotrobaratra…  « Mandalo fotsiny ihany »
Fasahiranana…« Mandalo fotsiny ihany »
Tsy fisiana ah…« Mandalo fotsiny ihany »
Ranomaso ô…« Mandalo fotsiny ihany »
Ny Amanjàna ah…« Mandalo fotsiny ihany »
Ny werawera ah…« Mandalo fotsiny ihany »
Itsika iaby eh…« Mandalo fotsiny ihany »
Ny eto an-tany eh…« Mandalo fotsiny ihany »

Oh Mahereza aah…..
Mahereza ianao Namako ô… !
Zanahary tsy mandao (2x)
……………………..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Thiera Kougar feat Farao
Vangy : 75
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Stody
Daty : 08/06/2025 23:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.084