Fay (Tendry R)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy nety navoakan'ny vavany lay hoe ianao tsy tiako intsony
Nefa haiko loatra hoe te handao na dia tsy izay aza ny sitrapony
Tsy ho sahy mihitsy izy ny kpcsgoeu handratra ahy
Fa naleony nokobonina
Nefa aleoko lavitra izy niteny ny marina hoe tsy mety fa hajanony
Love lay lazainao sarobidy
Androany toa nanjary wanted eh
Tsy maintsy ho rava fa tsy misy fika eh
Nanjavona tanaty indray mipika oh oh oh
Love lay lazainao sarobidy
Androany toa nanjary wanted eh
Tsy maintsy ho rava fa tsy misy fika eh
Nanjavona tanaty indray mipika oh oh oh
F'efa fay aho, fay aho
Androany aho efa fay aho
Ny foko kely zao mamay ao
Ah ny foko kely zao mamay ao
Satria fay aho, satria efa fay aho
Elle m'a fait bôbô au cœur dia mamay aho
Tsy zakan'ny sainy mihitsy hony ny azy ilay manimb'olona
Nieritreritra koa izy hoe sao indray andro any aho mbola hanembona
Toa lasa tsisy dikany lay love eo tononkira.serasera.org anatrehan'ny olana hoa
Izy niha nahazo aina fa zaho no lasa nalain-komana
Love lay lazainao sarobidy
Androany toa nanjary wanted eh
Tsy maintsy ho rava fa tsy misy fika uafwkh eh
Nanjavona tanaty crnyxvyd indray mipika oh oh oh

--------
Rohy: