Jalouxine (Tence Mena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olo mifankatia tsy zakanao,
Fa de inona loatra akia ny raha marary anao?
Olo mahazo raha tsara, anao marary e,
Mampalahelo zaho, mahita anao karaha mijaly
Mahita namanao tafa, tsy zakanao
Tena mafy akia ny raha mangotsoko aminao,
Raha nataoko ny analyse, ka izao no tena izy
Henoy :
Jalousie maladive no anaran’ Ilay aretina
Jalousie maladive areti-mandoza ny fonao tsentsina
Jalousie maladive malade enao tena gravy
Jalousie maladive fonao marary tena manavy o

Ka zao:
Jalouxine iray boite eee, io fanafodin’ny jalousie o
Jalouxine iray boite eee
Hoano maraina atoandro hariva e e
De ho sitrana ianao
Jalouxine iray boite eee, io fanafodin’ny jalousie o
Jalouxine iray boite eee
Hoano maraina atoandro hariva e e
De ho sitrana ianao

Jaloux jaloux hita be fa hoe jaloux
Olona lasa aloha, anao ndray mangandoha
Jaloux jaloux hita be fa hoe jaloux
Olona lasa aloha, anao ndray marary fo

Aza adino ny tretimà sao de azon’ny kardiaky
Tonio ny fonao olona lasa sao anao ho faty
Aza adino misotro rano, de asina lagilasy
Miaraka amin’ny? jalouxine iray boaty ooo


Aza adino ny traitement sao de azon’ny kardiaky
Tonio ny fonao olona lasa sao anao ho faty
Aza adino misotro rano, de asina lagilasy
Miaraka amin’ny jalouxine iray boaty e

Jalouxine iray boite eee, io fanafodin’ny jalousie o
Jalouxine iray boite eee
Hoano maraina atoandro hariva e e
De ho sitrana ianao
Jalouxine iray boite eee, io fanafodin’ny jalousie o
Jalouxine iray boite eee
Hoano maraina atoandro hariva e e
De ho sitrana ianao

Jaloux jaloux hita be fa hoe jaloux
Olona lasa aloha, anao ndray mangandoha
Jaloux jaloux hita be fa hoe jaloux
Olona lasa aloha, anao ndray marary fo

Moramora
Tristesse de repas
Moramora
Sao de kenda
Moramora
Alahelon-kanina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tence Mena
Vangy : 438
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tiahmarinaa
Daty : 13/05/2024 11:39
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4303