Tenim-pitia (Teddy Prezeau)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Baby fohony mbola tany ankibo enao dia efa noeritreretiko ho ahy!
o my baby mananjina ny fitiavako anao ka aza manahy,
ny sento sy tomany avelao aloha fa za efa eto, fenoiko teny mamy hampitony fo amampanahy!

Baby manaova aloha izay tianao mandrapakako anao fa mitandrema fa ny fontsika efa voasoratra ho iray!
ny ambopo mety misy iany fa izao lazaiko anao tsy maro ny ohatra ahy ka mahaiza mamindra ianao o!
mbola ho avy ny andro akako anao!

RAHA TENIM-PITIA ZA MANANE!MANANA HO ANAO OOOOO§
RAHA TIA NDRY OMEKO ANAO FITIAVANE,FITIAVANE EEEE!

Baby ireo fahoriana mianjady amin'ny fiainana andavanandro
tsy atao makivy tsy fanahinina ray ao ambony manampy miaro anao!
fa zaho no solony ety antany itsabo anao raha sendra marary!

Baby efa babonao ny fo ka aza alefa lavitra ny sainao
fa tady apitebiteby ahy, o my lady aza fafanao intsony hoa za!
ny hambopo mety misy ihany fa izao lazaiko anao
tsy maro ny ohatra ahy ka mahaiza mamindra ianao o!
mbola ho avy ny andro hakako anao!

ref:RAHA TENIM-PITIA ZA MANANE!MANANA HO ANAO OOOOO
RAHA TIA NDRY OMEKO ANAO FITIAVANE,FITIAVANE EEEE!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Teddy Prezeau
Vangy : 8717
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 04/05/2015 15:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0734