mpanera (Tearano)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
miriorio ary miriorio aty
miriorio ene mba hikarama (2)

asa soa koa ty mpanera
tsy miambegne ny karama isambola
hi e mahita hoanigne
hoanigne avao (2)

mpanera tsy very mandeha oy e
mpanera mahafantatr’olo oy e (2)

miriorio ary miriorio aty
miriorio ene mba hikarama (4)

album: bà kely
--------
Rohy:
Hevitra
agislain.maroa1 ( 06/03/2020 16:34)
Mba ataovy audio azafady
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tearano
Vangy : 2840
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : voahary
Daty : 02/06/2004 23:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0799