efa lasanao (Tarika Majé)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro ho sambatra aho
Rehefa eo anilanao
Mitsikitsiky lalandava
Miramirana ny tava
Fa fitia tsy misy tambiny
No omeko anao mandrakizay
Alaivo jiaby aza asina ambiny
Na tsy ampy aza indraindray
Ekeko fa nisy fadisoako
Olombelona tsy lafatra eh
Tara lotra ve rah hanome tokyFa tena tia anao fatratra eh ieyey
Réf §
Matokia ahy ,
fa ianao no tiko ry malala eh
Tsy ampijaly anao no tanjoko
Fa ampifalifaly eh
Tsy atakaloko an'izaniza ianao fa aza manahy,
Efa lasanao ny foko ny saiko ary ny fanahy.
Tsy aiko raha tsapanao izany ry gyal hehe,
Fa tsy mila hafa intsony aho x2
Fa efa ianao, ianao ihany eh

Omeko anao ny foko,
Fa lasanao ny saiko
Zaraiko anao ny tontolo
Zaraiko anao ny aiko
Foiko daholo,aza asina fameriny
Alaivo antsokosoko ty fanahy efa badenina
Ny adiady kely tsy maintsy misy ireny
Anamafy ilay fitiavana nalemilemy
Fa isika hifanome hery eh,amzay tsy mety very eh,
Ka lasa niaradia isika zatra nandeha irery eh, ekeko fa nisy hadisoko
Olombelonaaaa solafaka eh
Tara lotra ve rah hanome toky
Fa tena tia anao fatratra ehh

Réf
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Majé
Vangy : 355
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : yvlandry607
Daty : 05/04/2023 23:43
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118