You are here: home > Tononkira > Tarika Arrantee

Ny fitiavako anao (Tarika Arrantee)

Ny fitiavako anao tsy ho lany
Tsy mety ho ritra
Ny fiarahana hatrizay tena mamy
Tsy mety ho vita

Fa raha toa ianao handao
Miangavy aho mba lazao
F'izao ihany dia ty ho hita aho
Fa raha toa ianao ka tia
Vonona ny hiara-dia
Mba lazao ahy(x2)

Ref:
Fa raha ny tiako atao moa
Hiara-dalana isika roa
Fa miankina aminao
Izao tononkira.serasera.orgrehetra izao
Fa raha toa tsy anjara intsony
Hitsodrano y hampitony fo
Zaho manantena fa ianao tia ahy; izaho tia anao

Hatramin'ny ela izay
Tsy mety maty ilay fanirina
Izay avy ao am-po
Ilay mankarary loha
Tiako, mantsy, raha izao
Ho tonga eto amin'izay izy iny
Tsy manery aho kanefa...
Manantena foana foana anao

Auteur/Compositeur: Eric Raoel

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Arrantee
Mpamaky : 310
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Fidy Art Niaina
Tamin'ny : 20/06/2019 10:17:09
ID : 11832

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo