Ampidiro aloha ny tenimiafina
Rombarombao (Taratra Hazavana Madagasikara ft Onja (Tindia))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LET'S GO!!!Eba!!! ôôôôô ôôô !!!
Eka lia e! Fiaina-toy mandalo
Hihisa Antikany sy hankalaza
Engao lia tsy soa
Engao lia tsy tsara
Rombaha ty fahasoava-ka miovà lia tsy ho
tara
Engao any ty raha mampanahira avao
Engao any ty raha tsy nahasoa anao
Afaka iaby ireo nangeja anao ô ô!
Afaka iaby ireo fanginanao
Rombarombao ty fahasoavana e he!
Rombarombao ty fiadanana e he!
Engao any ty raha tsy naha mety e!
Engao any ty raha manety!
REFRAIN;
Rombarombao!!!! ----fahasoavana e
Rombarombao ôô! ----fiadanana e
Rombarombao!!-------Fahasoavana io ôô!
Rombarombao ôô! ----fiadanana e
Rombarombao!!!! ----fahasoavana e
Rombarombao ôô! ----fiadanana e
Rombarombao!!------ Fahasoavana io ôô!
Rombarombao ôô! ----fiadanana e e!
Akory atao ONJA..?
Engao any ty raha mampanahira avao
Engao any ty raha tsy nahasoa anao
Afaka aby ireo ireo fanginanao oô!
Afaka aby ireo nangeja anao ô ô!
Rombarombao no tiany hanaovan-tso e!
Andra araiky tsy manam-paharoa e!
Fa efa lasa ny zavatra talo e!
Hafaliana ho sambatra tokoa e!
Vaaangoy amizay!!!
Hé hé!eo eo!
Ambaranao amin'izao tontolo zao no
Tompony!
Tsy hainy fa Jesosy avao no no fotony
He He ia, Manakory Lia?
Nahizina aho taloha e, mahiratra avahizo
ô! tsy hipody afara ko e!
Sa Karakory Onja? ==OKeeeee!
Nahizina aho taloha e, mahiratra avahizo
ô! tsy hipody afara ko e!
Sa tsy zany? eeeeebaaaaa!
Allo tsika samy midansy tsy mipody afara
koahy!
Ahona! eo!
tsisy mipoly afara e! tsisy mipoly afara
e!tsisy mipoly afara e!
tsisy mipoly afara e! tsisy mipoly afara
e!tsisy mipoly afara e!
tsisy mipoly afara eeeeeo! oh oh oh oh oh
oh oh oh!
Misaotr é!
Eeeee! zay lay TARATRA HAZAVANA
A/C ONJA (Tinondia) & RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hevitra
Taratrahazavana17
(
25/07/2025 11:35)
"Rombarombao" dia hira Nomen'i Onja an'i Taratra Hazavana Madagasikara, mba ho fiaraha-miasan'izy ireo.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Taratra Hazavana Madagasikara ft Onja (Tindia)Vangy : 144
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Taratrahazavana17
Daty : 25/07/2025 11:34
