Ny fiainana an-tany (Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana(TMTS)Andrainjato Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY FIAINANA AN-TANY
Johindranomaso ve no asetrinao ny tononkira.serasera.org tompo
Hakiviana lava miampy sento sy toloko
Raha ny fahoriana nentin’i Jesosy taminao
Dia tsy ho zaka n’inona atao
Hazo fijaliana tsy mba manampaharoa
Nentin’izy tompo sy nihafiany tokoa
Koa dia ctplxe hatrakao ny loha omeo ny gwfkuiqn entanao
Fa izy efa nanafaka anao
Indro jesosy o mba raiso ny tanako
Diovy ny foko ho lapanao tokoa
Ny fiainana antany anie mandalo fitsapana
Maro zavatra sedraina na lalana ombana
Ny finoana ao anatinao rwakeynd no azomy sy hajao
Mba hampiray ny Tompo aminao
Izy no mitarika ny lalana mankanay
sady nanamboatra toerana any andanitra any
lova sarobidy zay nomeny ho anao
Raiso izy anio fa tsy anenenanao
Johindranomaso ve no asetrinao ny tononkira.serasera.org tompo
Hakiviana lava miampy sento sy toloko
Raha ny fahoriana nentin’i Jesosy taminao
Dia tsy ho zaka n’inona atao
Hazo fijaliana tsy mba manampaharoa
Nentin’izy tompo sy nihafiany tokoa
Koa dia ctplxe hatrakao ny loha omeo ny gwfkuiqn entanao
Fa izy efa nanafaka anao
Indro jesosy o mba raiso ny tanako
Diovy ny foko ho lapanao tokoa
Ny fiainana antany anie mandalo fitsapana
Maro zavatra sedraina na lalana ombana
Ny finoana ao anatinao rwakeynd no azomy sy hajao
Mba hampiray ny Tompo aminao
Izy no mitarika ny lalana mankanay
sady nanamboatra toerana any andanitra any
lova sarobidy zay nomeny ho anao
Raiso izy anio fa tsy anenenanao
--------
Rohy:
Hevitra
vidsharyn
(
28/12/2016 12:42)
miala tsiny tamin'ny nampiditra an'ilay mpihira azy fa lasa ilay teo ambony no voatsindry
vidsharyn
(
28/12/2016 12:42)
tanora masina itaosy no mihira azy fa mb ahitsio kely azafady
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Marina Tobim-pifaliana Soanierana(TMTS)Andrainjato FianarantsoaVangy : 2981
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vidsharyn
Daty : 28/12/2016 12:36
