Rafahendrena (Tafia( tanora fifoahazana Anosivavaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha mba ho hendry(X2)
Hanaraka tsara ny voambaran'i Kristy
Tsy ny sitrapoko, tsy ny sitraponao e
F'zay voasaratra ao amin'ny baiboly
refrain :"Efa ela aho no naniry
tononkira.serasera.org ho hendry toa Anao
wgmrlpm fa tsy nety navita
soa fa teo ny fanahinao
nanoro lalana ahy
Izay aho xzourgq voa tafita
nfbcuuer Hiombom-piainana Aminao"
2) Andeha mba hanaja(X2)
Hanaja tsara ilay Ray nahary ahy sy ianao
Tsy marina aho, ho diso ianao
Raha tsy eo ny fanahy, ilay fanahy mpampahery
réf :"....."
AC: Zoky Toky
Hanaraka tsara ny voambaran'i Kristy
Tsy ny sitrapoko, tsy ny sitraponao e
F'zay voasaratra ao amin'ny baiboly
refrain :"Efa ela aho no naniry
tononkira.serasera.org ho hendry toa Anao
wgmrlpm fa tsy nety navita
soa fa teo ny fanahinao
nanoro lalana ahy
Izay aho xzourgq voa tafita
nfbcuuer Hiombom-piainana Aminao"
2) Andeha mba hanaja(X2)
Hanaja tsara ilay Ray nahary ahy sy ianao
Tsy marina aho, ho diso ianao
Raha tsy eo ny fanahy, ilay fanahy mpampahery
réf :"....."
AC: Zoky Toky
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tafia( tanora fifoahazana Anosivavaka)Vangy : 1489
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : setrarak34
Daty : 13/10/2017 21:57
