Vorom-potsy (TafHITT)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org ’Zany tiana, ’zany tiako
Dia hitako ihany
O! re roy ô!
Tsy miova, tsy mifindra
Miara mamindra, miangola, mitositosy
Eo anilan’ny tiana
Eo akaikin’ny lala
Vorom-potsy miara-dia
Vorondreo tsy xvfkow mifanary
Voromanga, mahalala havana
Miara-dia, miara-dia, miriaria
Mba wcufy tohano, ka tantano
Raha mila hirona
O! re roy ô!
Ento mora, ento mora
Miara mamindra, xucp miangola, mitositosy
Eo anilan’ny tiana
Eo akaikin’ny lala
Dia hitako ihany
O! re roy ô!
Tsy miova, tsy mifindra
Miara mamindra, miangola, mitositosy
Eo anilan’ny tiana
Eo akaikin’ny lala
Vorom-potsy miara-dia
Vorondreo tsy xvfkow mifanary
Voromanga, mahalala havana
Miara-dia, miara-dia, miriaria
Mba wcufy tohano, ka tantano
Raha mila hirona
O! re roy ô!
Ento mora, ento mora
Miara mamindra, xucp miangola, mitositosy
Eo anilan’ny tiana
Eo akaikin’ny lala
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TafHITTVangy : 3703
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rasoloniaina Jn B.
Daty : 07/04/2003 13:57
