Miangavy (Struck musick)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa tsy aiko re ry gial ilay fitiavako naninona natositosikao
miangavy mo malala aza ilaozanao fa mila anao (mila anao )
ny eo akilanao no matamana akaikinao zah tsy te hiala
ny eo anilanao tsy aiko rarana (tsy aiko rarana )X2
Ka aza ilaozanao zah malala fa mba omeo anah ilay azavana
Fa ny eo alinao tsy aiko rarana (tsy aiko rarana eee)X2

Ref : Mba miverena oa Ry gial fa eo anilanao matamana (matama eee)
Mba miverena malala akaikinao zah salama (za salama tsy hay rarana )
Mba miverena baby fa tsy amerina intsony tsony
dia ireo tantarako taloha rehetra reny mba avalomy ( avalomy ,avalomy any )

dia mba miangavy ra sitrakao fa zah anie mila anao (mila anao )
fa fitiavako anao fiti trotra izao
dia mba miangavy ra sitrako fa zah anie mila anao (mila anao )
fa fitiavako anao tsy kilalao tsy kilalao

Ra mbola misy fo mitempo miangavy miverena fa ny eo anilanao no tiko ka aza avela irery fa ny fo misento sy mijaly ho anao ka miangavy aminao mitalaho aminao
Miverena re ry gial fa eo anilanao no feno hatsarana aza avela nofy fotsiny ireo tantara mamy

fa netsika ne mafy orina tsy mety ho rava (tsy mety ho rava )
satry izay ilay voady teny ambony alitara eeeeeeeeee


Ref : Mba miverena oa Ry gial ny eo anilanao matamana (matama eee)
Mba miverena malala akaikinao zah salama (za salama tsy hay rarana )
Mba miverena baby fa tsy amerina intsony tsony
dia ireo tantarako taloha rehetra reny mba avalomy ( avalomy ,avalomy any )


https://www.facebook.com/100070821676665/videos/1896235750753859
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Struck musick
Vangy : 300
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tolojanaharynometsosteeve
Daty : 02/08/2023 14:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0726