Izy no fiainana (Akon'ny fiderana Mangabe Masinandriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Raha toa tsapanao fa sarotra
Izany fiainana
Tena mangidy mafahitra
Tsy mba misy hitarainana
Antsoy jesoa, ilay mpamonjy mahery
Izay mizara fiainana mamy
Manavotra ireo ondry very

Ref: : Tsy mba manavaka ny olom_bonjeny
         Na ory na mpanapitrisa
         Ny tanjona tokana izay mba kendreny
         Handovana ilay paradisa
         Tsy mba sandaim_boninahitra
          Na ho vidiana ny vola sy harena
          Ny zavatra tsotra takiany aminao
          Ny hanoloranao tena

2_Izay mibebaka marina
Mandray azy amin'ny fony
Na lavo aza mbola hiarina
Tsy ho solafaka intsony
Na mafy aza, izany onjan'ny tany
Raha toa ka mandray azy ianao
Ho feno fiadanana hatrany

Ref: (Tsy mba manavaka ny olom_bonjeny
         Na ory na mpanapitrisa
         Ny tanjona tokana izay mba kendreny
         Handovana ilay paradisa
         Tsy mba sandaim_boninahitra
          Na ho vidiana ny vola sy harena
          Ny zavatra tsotra takiany aminao
          Ny hanoloranao tena ) x2

(...) Ny zavatra tsotra takiany aminao
       Ny hanoloranao tena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny fiderana Mangabe Masinandriana
Vangy : 76
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : DidaMiary
Daty : 01/02/2025 14:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8082