You are here: home > Tononkira > Steeven

Ilay safidy (Steeven)

https://tononkira.serasera.org/hira/steeven/ilay-safidy

Eh!!! enao lay tiko,  lay nofidiko! fa androany aho nu anambara ilay fitia, ka ny foko mantolo de atokako ho an-dry!
ka raiso re ny fitiavako ra sitrakao, ts hitady hafa intsony aho fa enw de enw!!! ihany, my baby!!! oh!!!eh!!!



RAP: Yeh! yah! ra vô naita anao aho de tara avy hatrany,  fa ny fidoboky ny foko ane ts fotsn iany
fTsiky dia ampya misy fitia mitoetra matoa ny fô mitem-po
ka ny fitia omeko anao de ataok anaty ventso
ny fitiavak anaw de ten ts antonina ny fo
ar tena lafo vidy ts azo asolo vatosoa
fa ny iarak aminaw nena nu faniriako
hamihina anaw ar itory ilay fitia zay nu tena tiako
ka aza manahy enw amreo mitsangana ho fahavalo
fa reny ane ts haharitra fa sedra tô mandalo.

REF:

Hevitra mandeha

steef (29/07/2016 14:31:35)

tena tsara io hirak vaovao io ka manasa anareo hankafy io hira io

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Steeven
Mpamaky : 959
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : steef
Tamin'ny : 29/07/2016 14:36:05
ID : 8740

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo