Izaho love (STARJAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany ilay andro iray
Hilazako aminao ilay faniriko efa atramizay
Anio anefa tsy ho tanako intsony fa ho lazaiko aminao
Efa antaonany maromaro izay izaho niandry ilay fitiavanao
Efa antaonany maromaro izay izaho no nitia anao

Refrain
Izaho love, love; love aminao
Izaho love, love; love ka mitalaho
Izaho love, love; love aminao
Izaho love, love; love ka mitalaho

Ansa raha mba tsapanao izany retra2 izany
Ansa raha ihaino ahy ve ianao fa ny foko mitomany
Tiako ho tsapanao fa ianao ihany no tiako
Tiako ho tsapanao fa izay ilay faniriako
Ka aza lavina ilay mba fiangaviako
Fa ianao irery ihany oa no tiako
Sanatria tsy hoe adala ny saiko
Fa ny foko tena jamba aminao
Ka miangavy aho aza lavina ity foko mitalaho
Fa raha tsisy anao dia ho zava-poana izao tontolo izao
Ka mba valio hoe eny akia raha toaka sitrakao

Refrain
Izaho love.................................

Mbola averiko ilay teny nolazaiko
Sanatria tsy hoe adala ny saiko
Fa ny foko tena torotoro aminao
Ka mba valio hoe eny izaho raha sitrakao
Yeah!! ho anao irery ihany ilay fitiavako atramizao
Efa ato ampoko foana no mitempo fa ny anaranao tsy ho faty ao atsaiko ao mandrakizay
Yeah!

Refrain ............................................................
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STARJAH
Vangy : 1213
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tsiferana.ferd2017
Daty : 31/08/2017 20:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0712