Dodona (Sora-po)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dodona

Avo dia avo iny havoana iny
Rako-javona koa
Ty lala-kombana
Dodona loatra ahita azy iny
Roso aho ka tsy tàna e!

Etsy ho trotroiko
Ny hoavinao koloiko
Ny masoandro iny aa ho tola
Ahitan-tsika hidola

Ty ny tratrako ondano
Dia ny hoaviko tantano
Ny volana iny ho jemby tomany
Ahitan-tsikahifaly

Avo dia avo ny habakabaka iny
Rako-drahona koa
Ny hanidinako ho any
Dodona loatra ahita azy iny
Roso aho ka tsy tàna e!

Sora-po
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sora-po
Vangy : 2192
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raozigasy
Daty : 20/07/2009 15:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1369