Mafana (Smaven)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahay raha tianö
Mahay raha tiantsika
Mahay raha tianö
(Sioka...)
SMAVEN

Avia avia olo jiaby
'Lay ti-hagnano fety izy koa ndre ny ti-hiaigna
Malaky aty köa ti-hagnala asa löha, köa ti-hagnadigna porobolemo
Aza miasa löha saö vöasiaka vöasiaka
Amaray köa mandinika izaigny
Anaö hiambesanay (Ahahahaa)
Andréé hiambesanay (Ohahahaaa)

Asiava olo amin'ny piste ary
Asiava olo (Eka)
Asiava olo amin'ny piste aké
Asiava olo (Eka)
Asiava olo amin'ny piste ary
Asiava olo (Eka)
Asiava olo amin'ny piste aké
Asiava olo (Eka)

Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
Aloha allé aloha allé (Ouhé!)

Mafana mafana mafana (Ebah)
Mafana mafana mafana (Ebah)
Mafana mafana mafana (Ebah)
Mafana mafana mafana (Hitsefa baba)
Mafana mafana mafana e (Ebah)
Mafana mafana mafana e (Ebah)
Mafana mafana mafana e (Ebah)
Mafana mafana mafana e (Hitsefa baba)

Akato tsisy tsaiky na olo-be
Köa fa latsaka akato efa rodobe
Tsisy mifampikötitry mifampimohe (mafana e) (Izaigny ii)
Aza magnano sary kerikery
Aza magnaiky ataön'olo ndindery
Hifaigna föagna f'aza magnaiky ambany e!
Samböra 'lay mandalo alöhakanaö samböra aa (anao koa lelahy)
Samböra 'lay mandalo alöhakanaö samböra yeeeaah aaa

Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
Viavy saöfera, lehilahy pasazy
Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
Ataöva amin'ny fagnanaövana azy
Tolognà aza asiagna decalage

Alö mitsambikimbikiny e
Mitsangana f'aza midrikina e
Mahaivoka mbakan'ny bikini
MA-FA-NA hoà zahö
Alö mitsambikimbikiny e
Mitsangana f'aza malemilemy
Mitsefa 'lay managna vody be
SA-MBÖ-RA manafo ö

Mafana mafana mafana (Ebah)
Mafana mafana mafana (Ebah)
Mafana mafana mafana (Ebah)
Mafana mafana mafana (Hitsefa baba)
Mafana mafana mafana e (Ebah)
Mafana mafana mafana e (Ebah)
Mafana mafana mafana e (Ebah)
Mafana mafana mafana e (Hitsefa baba)

Eee köa zanaka malagasy olo jiaby alö misaöma e
(Oiôoooo)
Lombolombon'ny sakay sakay sakay hafanagna
Lombolombon'ny sakay
Lombolombon'ny sakay hafanagna

Fafako ty raianö
Nahoana e, nahaona e
Fafako ty raianö
Nahoana e, nahaona e
Hentiko lambanaö (Ekah)
Hentiko ANTALAHA (Hindesa izio ee)
Hentiko SAMBAVA (Ekah)
Hentiko VOHEMAR (Hindesa akagny e)
Hentiko vadinao (Heinhein)
Hentiko andeha andihy (Tsy amiako anaö ö)
Hentiko beranaö (Heinhein)
Hentiko andeha mandry (Tsy amiako zio ö)

Alefa DJ (Alefa)
Alefa DJ (Alefa)
Somay raha DJ (Somay)
Somay raha DJ (Somay)
Eoà DJ (Eoà)
Eoà DJ (Eoà)
Dontsagna DJ
Dontsagna mare DJ

Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
Aloha allé aloha allé (Ouhé!)
Aloha allé aloha allé (Ouhé!)

Alahy zah karaha mafana
Alahy anao karaha mafana
Alahy izy karaha mafana
Haaa olo jiaby mafana
Amiamiaza rivotra ö
Amiamiaza rivotra ö
Amiamiaza rivotra ö
Saö ndreka! toragna hafanagna

Mafana mafana mafana (hafanagna e)
Mafana mafana mafana (Aia tany homboagna)
Mafana mafana mafana (Toragna hafanagna e)
Mafana mafana mafana (Aia tany homboagna)
Mafana mafana mafana e (Mafy hafanagna e)
Mafana mafana mafana e (Aia tany homboagna)
Mafana mafana mafana e (Toragna hafanagna e)
Mafana mafana mafana e ((Aia tany homboagna)

Ouhooh zanak'i SAVA misaöma e (Zanak'i SAVA misaöma e)
Zanak'i SAVA misaöma e
:-) FRAPOLI Tsitsï Ryan :-)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Smaven
Vangy : 1769
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsitsiiloparf
Daty : 21/12/2019 09:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1224