SKY LOVE (SKY JO SJ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lay fotoana nahitako anao voalohany!
No nampihetsiaka indray ilay am_po!
Fa ilay fitiavako efa natory!
No indro ndray nifoha!
Dia mason_tsiaka roa nifampijery!
Samy nanambara fa tia!
ka manomboka eto dia tsisy tsony
ny mandeha irery!
Ekeko hoe za love! Enao koa torak'izay!
Isika ity nifanojo, dia hifamatotra mafy toa ny rojo!
Za ilaza! Fa ianao irery no hajaiko eto an_tany!
Mba ahitako fiandanana sy fahasambarana!
ka ianao no harenako, satria za tsy manana!
Dia raha misy hafa, za tsy mila!
Fa ny eo anilanao, eo no mba faniriana!
Lavitry ny fahoriana, tsy hisy fijaliana!
Satria ianao no tiako hamihina!
ka na mangidy, na mamy!
Ianao tsy ho hariana!
Fa ataoko, ho mpajakan'ny foko!
Hotsarovan'isan'andro!
Na antoandro na hariva!
Indrindra moa fa vao mifoha!

Refrain *2:Ilay fitiavako anao! A haute degre!
Tsy be mpahalala, fa! Atao sekre!
Tsisy lainga, fa verite!
Feno fampitokisa sy preference be!

Dia nandeha teny ny fotoana
Toa tsy andriko izay ahitana anao
Fa tsy tsapako intsony ireo saona
Ary tsy tsaroako hoe za noana
Fa ilay fitiavanao, no mba haninana mahavoky
Eny za mahatoky!
Fa anilanao no hany hilaina, mahafoana ny taraina
Satria fitia madio sy marina
Tsy hamboarimboariana
Ka tsy manao am_po fa mandrakizay tokoa
Ho lavitrin'ny adiady, n'inona n'inona mianjady!
Ary tsy mba hiova loko, na koa ho feno toloko!
Eny tiako foana enao, na mitsiky na mitomany!
Ny fitiavako anao, tsy ho faty!
Fa velona sy mitoetra hatrany!
Dia manomboka eto aho ho toka_po
Tsy halala afatsy ianao
Satria ianao no faniriko, ary koa fanantenako
ka n'inona n'inona mitranga! Za tsy hiala!
Tsy hiala! Satria tena tiako ianao!

Ki Malala!

Refrain*2

Za Fitiavana! Dia enao Mitia!
Zay ilay surnom antsiaka sy ndry!
Tena mafinaritra be, ilay fiaraha_tsiaka Ry seh!
Tandremo adinonao, ilay Souvenir ngeza be!
Indray hariva, niaraka nanalazy!
Niaraka nakafy!
Nafana be aho, teo anilan_dry!
Ki cherie!!!
Dia nifanomehy toky!
Fitiava_tsiaka sy ndry tori_maso ny Jamba!
Ka aina no fetra!
Dia nampiko hoe:
Tsy androany! Tsy rahapitso!
Fa mandrakizay ilay fitiavako anao!
Ki piso!

Ref*2 SKY JO SJ _ SKY LOVE 2K16
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SKY JO SJ
Vangy : 2303
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Sky Jo SJ
Daty : 27/07/2016 10:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2986