Nenina (Sitraka Pazzapa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa any ianao, lasa nandao
Tsy nieritreritra akory
Ratra sisa navelanao
Ts nampoiziko anie, fa raha ny sitra-poko e
Teo foana ianao, soa ihany aho fa nanadino anao
      Anio e miangavy milaza oe
      Mbola tia ahy ianao,mbl mila ahy ianao
      Indro sisa ampy ahy ireo lasa
      Zao sitrana anie, ilay fery
Ankehitriny nanenina ianao
Hatrizay tsy tsapanao
Lay fitia nafana zay natolotro anao
Efa nomeko olon-kafa e
Efa nomeko olon-kafa e
Ankehitriny nanenina ianao
Hatrizay tsy tsapanao
Lay fitia nafana zay natolotro anao
Efa nomeko olon-kafa e
Efa nomeko olon-kafa e
Lay fitiavanao
    Efa sambatra aho manana olom-baovao
    Manolotra fo madio ho ahy
    Efa sambatra aho manana hasolo anao
    Sady tiako no tia ahy, d'efa ampy ahy
Ny nenina tsy avy aloha fa avy any afara
Ny azonao atao dia mandinika ireo tantara
Rah ny hiverina dia aza antenaina intsony e
Fa efa nomeko hafa ny foko
Ny nenina tsy avy aloha fa avy any afara
Ny azonao atao dia mandinika ireo tantara
Rah ny hiverina dia aza antenaina intsony e
Fa efa nomeko hafa ny foko
----
Ny nenina tsy avy aloha fa avy any afara
Ny azonao atao dia mandinika ireo tantara
Rah ny hiverina dia aza antenaina intsony e
Fa efa nomeko hafa ny foko
    Fa tsy nilainao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sitraka Pazzapa
Vangy : 860
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 15/11/2021 22:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0802