Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tiavina mandrakizay (Silva jack fianar)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
semdra olon'tsotra hoa za nahita anao
mahatsiaro sambatra fa eo akaikinao
nahatsapa aho fa kay, enao tia ahy
tia ahy @fo ka hatr@zao aho tsy manahy
atolotro kqpd anao re ity hira ity androany e
tiko enao ho faly fa tsimba hitomany
ratra mafy amiko raha toa ka ianao marary
aleoko za no maty toy izay orggjc enao hijaly
ka teny tsotra ihany no angatahiko aminao
setrin'ilay fitia natolotro anao
izay fitia nomeko, nomeko anao
efa ela ihany hatr@izay ka hatr@zao
tiko mbola hitoy ireny raha azonao atao
ony hoa? mba mety ve ianao? fa hovadiko enao
ref
soa ihany enao umowa ahy
fa tena ho tiaviko mandrakizay
efa ela ihany tononkira.serasera.org izay nitiavako anao izay
fa na pauvre enan na riche enao dia hitako hoe m'lay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Silva jack fianarVangy : 2085
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rjgloum
Daty : 02/10/2017 06:47