Any Ambanivohitray (Shamara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ambanivohitranay ange ny akama
Na hoe dezaka mbola mahatamàna
Milamina tsy mba mikorontana izany
Fihavanana tena izy no any
Jerena fa mbola tany efitra
Kanefa tsy alofan'ny dahalo
Maro aza ange ireo diso hevitra
Ry zareo tsy manam-pahavalo
Miaro ny tanàna?
Dina hiilsh no lalàna
Tsy hoe ny ejpl fanjakàna
No hamehy azy any, hafa-tsy izy ihany
Raha ny tontolo
No maha - ambanivolo
Fa tsy mikolokolo
Hafa ny antsika izay mbola rà mandriaka
Miaro ny tanàna?
Dina no lalàna
Tsy gxuy hoe ny fanjakàna
No hamehy azy any, hafa-tsy tononkira.serasera.org izy ihany
Raha ny tontolo
No maha - ambanivolo
Fa tsy mikolokolo
Hafa ny antsika izay mbola rà mandriaka
Na hoe dezaka mbola mahatamàna
Milamina tsy mba mikorontana izany
Fihavanana tena izy no any
Jerena fa mbola tany efitra
Kanefa tsy alofan'ny dahalo
Maro aza ange ireo diso hevitra
Ry zareo tsy manam-pahavalo
Miaro ny tanàna?
Dina hiilsh no lalàna
Tsy hoe ny ejpl fanjakàna
No hamehy azy any, hafa-tsy izy ihany
Raha ny tontolo
No maha - ambanivolo
Fa tsy mikolokolo
Hafa ny antsika izay mbola rà mandriaka
Miaro ny tanàna?
Dina no lalàna
Tsy gxuy hoe ny fanjakàna
No hamehy azy any, hafa-tsy tononkira.serasera.org izy ihany
Raha ny tontolo
No maha - ambanivolo
Fa tsy mikolokolo
Hafa ny antsika izay mbola rà mandriaka
--------
Rohy:
Hevitra
Dahfara
(
22/08/2021 05:18)
Betsaka ireo mihevitra fa i Belahy no mihira an'ity hira ity.
Mazava izany izao ny tompony.!
Shamara ????
Mazava izany izao ny tompony.!
Shamara ????
