Mandrosoa (Sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny, mafimafy vguy ihany ny mandia tany mety hisy ny tomany
Mahatsiaro irery mba te hohenoina
Manana banga hofenoina
Zay rehetra aleha toa tsy mahafa-po
Ny hafanana nglyldnb tadiavinao
Ilay tara-masoandro andrasanao
Mba hampisinda jnrzth ny rahona
Ka hampisava
'Zay rehetra
Mavesatra any am-ponao any
Tsy misy hitoetra fa mandalo ihany.
Fafao ny ranomaso, banjino ny ampitso
Fa ho heniky ny hasambarana
Hamiratra indray ilay tsikinao.
Eny, Mety hitanondrika ny loha
Mavesabesatra ny fo raha tojo ny ankaso
Tsisy hiantsampazana, banga sakaiza
Ilay mazava indray no andrandraina,
Manantena nefa fa ho avy ny maraina.
Ekeo tononkira.serasera.org izay mety ho anjaranao
Fa io fanefena hanatsara anao.
Maneke ho meva, meteza ho soa
Dia mandrosoa...
'Zay rehetra
Mavesatra any am-ponao any
Tsy misy hitoetra fa mandalo ihany.
Fafao ny ranomaso, banjino ny ampitso
Fa ho heniky ny hasambarana
Hamiratra indray ilay tsikinao.
Koloy tsy ho faty ilay afo ao anatinao.
Na inona hitranga avy eo, tsy hisy hahaleo.
'Zay rehetra
Mavesatra any am-ponao any
Tsy misy hitoetra fa mandalo ihany.
Fafao ny ranomaso, banjino ny ampitso
Fa ho heniky ny hasambarana
Hamiratra indray ilay tsikinao.
Mahatsiaro irery mba te hohenoina
Manana banga hofenoina
Zay rehetra aleha toa tsy mahafa-po
Ny hafanana nglyldnb tadiavinao
Ilay tara-masoandro andrasanao
Mba hampisinda jnrzth ny rahona
Ka hampisava
'Zay rehetra
Mavesatra any am-ponao any
Tsy misy hitoetra fa mandalo ihany.
Fafao ny ranomaso, banjino ny ampitso
Fa ho heniky ny hasambarana
Hamiratra indray ilay tsikinao.
Eny, Mety hitanondrika ny loha
Mavesabesatra ny fo raha tojo ny ankaso
Tsisy hiantsampazana, banga sakaiza
Ilay mazava indray no andrandraina,
Manantena nefa fa ho avy ny maraina.
Ekeo tononkira.serasera.org izay mety ho anjaranao
Fa io fanefena hanatsara anao.
Maneke ho meva, meteza ho soa
Dia mandrosoa...
'Zay rehetra
Mavesatra any am-ponao any
Tsy misy hitoetra fa mandalo ihany.
Fafao ny ranomaso, banjino ny ampitso
Fa ho heniky ny hasambarana
Hamiratra indray ilay tsikinao.
Koloy tsy ho faty ilay afo ao anatinao.
Na inona hitranga avy eo, tsy hisy hahaleo.
'Zay rehetra
Mavesatra any am-ponao any
Tsy misy hitoetra fa mandalo ihany.
Fafao ny ranomaso, banjino ny ampitso
Fa ho heniky ny hasambarana
Hamiratra indray ilay tsikinao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SarobidyVangy : 933
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 02/03/2024 13:08
