Ranomasoko feno kapoky (Sanga love)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Tsy azo tory aho Sakafo tsy lany
Mivadivadika ny saiko
tsy milamigny ai
Antaniko iha
tsy mamaly ai
Ino loatsy ratsy vita oh
Mba aminahy
ty ditrako oh
kao tsy mety
tsy ampodiko oh
Mivolagna anao
koa'fa hetsaka eh
Tia zaho kao mbola betsak'eh
Anao sarotro tiagna
zaho efa haimpaka
mitalao eh
Mety ahita hafa iha
Fa mitovy amiko
Non, non, non, sanatria
tsara tsara tsy lany ai
Fa ny tena tia
hafa hiany eh
(Refrain)
Ranomasoko feno
kapoaky
Sotroko isan-andro
mira toky
Foko efa mila hi-poky
Ny haiko efa tegna moky
Non non non no/n
Ouuh Non !
Mi/li-po/ky eh
Tegna moky eh
2. Tsy zakanao
Alaheloko jiaby eh
Tsy hainao zaho Marary eh
Kao mbola tia, aza ampijaliagna
Fa zaho Baby, mbola tamagna
Marary Baba eh
Mimpodiana anao Niny eh
Oooh Pousii
Pousi nakaa
Oy ai
Tegna moky eh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sanga loveVangy : 61
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RCMDJ
Daty : 10/06/2025 13:23