Safidiko ny ho voay (Sai Tinah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Voayy)...×6

Tsy ampy ahy ny fitiavana omen-Drafotsy anahy anie
Ka 'zay no itako ho olana mahatonga Pervert ah
Zah tsy tokan-tena fa manan'olontiana
Olon-tiana tsy ankiray aloha fa tode mialatsiny ah
Na inona hitranga ianareo aza manahy
Efa lalam-piainana io efa safidy ny ahy
Ampy ahy ny fiainana maha voay anahy anie
Tsy ampidirako olana fa aleo ho Pervert ah

Fa ny ahy fitiavana mahampidibola
De 'zay filazanao anahy fa 'zao no hitako mety
'Zaho tompon'ny tenako fa aza mandany rora
Hitsara anahy fa fiainako na mety io na tsy mety
Lavitra ny "Deprime" sy ny olana aho
Raha sanatria misaraka @ 'ray tsy Celibat
'Lay aretim-po taloha nataoko beybey
'Zaho tsy mila toro-hevitra fa tode miala....

Tsy ampy ahy ny fitiavana omen-Drafotsy anahy anie
Ka 'zay no itako ho olana mahatonga Pervert ah
Zah tsy tokan-tena fa manan'olontiana
Olon-tiana tsy ankiray aloha fa tode mialatsiny ah
Na inona hitranga ianareo aza manahy
Efa lalam-piainana io efa safidy ny ahy
Ampy ahy ny fiainana maha voay anahy anie
Tsy ampidirako olana fa aleo ho Pervert ah

Mamasôsy rehetra,efa olon-tiako reny!
Ny akizin'ny akama,efa olontiako reny!
'Zaho voay anaty Love fa 'lay tany miodina ihany
De mahagaga fa na voay aho ny oroko io toa miaina ihany
Mamasôsy rehetra,efa olon-tiako reny!
Ny akizin'ny akama,efa olontiako reny!
Tsy adala anie ny tenako nanao Pervert
Fa aza mifanatsafa,ianao ary Celibataire ah!

Tsy ampy ahy ny fitiavana omen-Drafotsy anahy anie
Ka 'zay no itako ho olana mahatonga Pervert ah
Zah tsy tokan-tena fa manan'olontiana
Olon-tiana tsy ankiray aloha fa tode mialatsiny ah
Na inona hitranga ianareo aza manahy
Efa lalam-piainana io efa safidy ny ahy
Ampy ahy ny fiainana maha voay anahy anie
Tsy ampidirako olana fa aleo ho Pervert ah

Voay......×6

--------
Rohy:
Hevitra
JosTina77 ( 27/03/2024 16:11)
Tsara tokoa ity rohy ity
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sai Tinah
Vangy : 129
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : JosTina77
Daty : 26/03/2024 15:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0735