Mba rahoviana (safra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
avdax Sendra nandalo iny aho !
No nahita mhgrxedn anao
Safoto nafana
Ny ao anatiko ao
Ny masonao iny moa
Dia nijery ahy
Ny mipg tsikinao iny koa
Dia nitily ahy
Ref :
Mba rahoviana ! Mba rahoviana
No tononkira.serasera.org hiverina indray
Mba rahoviana ! Mba rahoviana
...Ilay fotoana iray
Tsy andry ny maraina
Ny ahita anao
Fa ny ato an-tsaina
Hitady anao
Ireo alahelo
Nisava avy hatrany
Fa mamelovelo
Ny fiainana an-tany
Ref:
Mba rahoviana ! Mba rahoviana
No hiverina indray
Mba rahoviana ! Mba rahoviana
Ilay fotoana iray
No nahita mhgrxedn anao
Safoto nafana
Ny ao anatiko ao
Ny masonao iny moa
Dia nijery ahy
Ny mipg tsikinao iny koa
Dia nitily ahy
Ref :
Mba rahoviana ! Mba rahoviana
No tononkira.serasera.org hiverina indray
Mba rahoviana ! Mba rahoviana
...Ilay fotoana iray
Tsy andry ny maraina
Ny ahita anao
Fa ny ato an-tsaina
Hitady anao
Ireo alahelo
Nisava avy hatrany
Fa mamelovelo
Ny fiainana an-tany
Ref:
Mba rahoviana ! Mba rahoviana
No hiverina indray
Mba rahoviana ! Mba rahoviana
Ilay fotoana iray
--------
Link:
