Nankaiza i bakomanga (Ry kambana mirahalahy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nankaiza i bakomanga teto nankaiza i manadala ii e? Nankaiza i bakomanga teto, nankaiza i manadala iie?
Efa nilaozanao ve, ka hody amin'alahelo ô
Efa nilaozanao ve, ka ninga tsitapitapy?
Nankaiza i bakomanga teto nankaiza i manadala ii e?
Nankaiza i bakomanga teto, nankaiza i manadala iie?
Efa nilaozanao ve, ka hody amin'alahelo ô
Efa nilaozanao ve, ka ninga tsitapitapy?
Nankaiza, nankaiza, nankaiza, nankaiza ii e?
Nankaiza, nankaiza, nankaiza, nankaiza ii e?
Efa lasa ô, any am-pasa-mangina ô
Efa lasa,fa tsy hiverina intsony
Nankaiza, nankaiza, nankaiza, nankaiza ii e?
Nankaiza, nankaiza, nankaiza, nankaiza ii e?
Efa lasa ô, any am-pasa-mangina ô
Efa lasa,fa tsy hiverina intsony
Indrisy indrisy ry dada sy neny malala ô
Lasanareo indray i bakomangako teto
Ianareo maty tsy azoko ho fohazina
Izaho velona kosa niharam-pahoriana ô
Ô ry fasana mandavo, misokosoko tsy mba miera ô
Tsy hita maso izay mianjera, ô ry lanitra manombantombana
Oriory manjoretra, izany aina raha ho faty
Eto an-tany manam-petra, very hajany ny maty
Aza mba misetrasetra, sao ho voafandriky ny harato
Fa ny fiainana rehetra vita sary tsangambato
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ry kambana mirahalahyVangy : 15
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dahfara
Daty : 05/04/2026 07:03