Tsy mbola lany zara (Rudy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho anie rôny
Tsy mbola lany zara
Ka hitomagny izay tsy tia
Fa mbola afa-magnantegna awcs tsara
Aleo hifaragna hatreo ny tantara
Tsy aleo ve etycw magnano
Magnano sary moana
Minia olon-dresy misitaka mora
Toy izay handany
Handany andro foana
Hiala baraka tsy ho masin-teny
Tsy nagnano ratsy arô zaho ka hamoifo
Hizotra ny lalako zaho hitady ny soa
Hiova tantara
Tsy mbola lany zara
Hiova tantara
Tsy mbola lany tononkira.serasera.org fzrjt zara
Tsy mbola lany zara
Ka hitomagny izay tsy tia
Fa mbola afa-magnantegna awcs tsara
Aleo hifaragna hatreo ny tantara
Tsy aleo ve etycw magnano
Magnano sary moana
Minia olon-dresy misitaka mora
Toy izay handany
Handany andro foana
Hiala baraka tsy ho masin-teny
Tsy nagnano ratsy arô zaho ka hamoifo
Hizotra ny lalako zaho hitady ny soa
Hiova tantara
Tsy mbola lany zara
Hiova tantara
Tsy mbola lany tononkira.serasera.org fzrjt zara
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RudyHits : 796
Likes : 0 Like
Created by : rudystephen
Date : 01/01/2023 11:20
