Positive (Rova Landy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(ravoravo ôôooo)Misy feo miantso any ho any eee, yee
Feo mandrotsirotsy feno fanantenana
Velom-belona avokoa izay lalovany e, ye yeee
Velon'aina sady milamin-tsaina
Hamiratra avokoa izay hitanao
Raha toa ianao ka sahy hanaraka azy ee, ye yeee
Hitsikitsiky sy ho ravoravo foana ianao
Ka avelao any izay adin-tsaianao any ee, ye yeee
Positive vibration (ooooo)
Ho enonao izy any ho any
Positive vibration(ooooo)
Ho enonao izy any ho any
Henonao ve izany feo miantso izany e
Henoy tsara fa androtsirotsy ny fiainanao(oooo)
Miramirana avokoa anie izay maheno azy ee, yee
Toa maivamiavana toa milamin-tsaina
Hamiratra avokoa izay hitanao
Raha toa ianao ka sahy hanaraka azy e (raha sahy raha sahy raha sahy)
Hitsikitsiky dia ho ravoravo foana ianao
Ka avelao any izay adin-tsainao any e
Oooôooo yeah oooo
Tsikitsiky dia ravoravo ô
Avelao any ny adin-tsainanao ô
Positive vibration(oooo)
Ho enonao izy any ho any
Positive vibration(oooo)
Ho enonao izy any ho any
A/C : Rova Landy
Lien vidéo fb ????
https://www.facebook.com/190901215075115/posts/319858348846067
YouTube ????
https://m.youtube.com/watch?v=jVckOsbRsNI
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rova LandyVangy : 997
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 15/06/2020 18:59