POROFOY (RONDROBAIBOLY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-POROFOY FA VOAVONJY IANAO
    ASEHOY AMIN’NY FIAINANAO
    ATAOVY HITA MIHINTSY HOE ANY AN-DANITRA
    ’ZANY ZAHAY RAHA ZANAK’ANDRIAMANITRA

REF:POROFOY AMIN’NY TOETRANAO
       POROFOY AMIN’NY ASANAO
       POROFOY AMIN’NY HIRANAO
       POROFOY FA VOAVONJY (NIOVA) IANAO
       DIA ASANDRATO AVO NY FIDERANA
       ITSAKITSAO AM’ZAY SATANA
       AZA MENAMENATRA FA ASEHOY
       AZA MIHAFIHAFY FA POROFOY
       POROFOY FA VOAVONJY (NIOVA) IANAO

2- POROFOY FA NIOVA IANAO
    DIA AMBARAO KOA NY NAMANAO
    LAZAO AZY FA AO AM’ TOMPO IHANY
    NO TENA LAFATRA RAHA MBOLA FIAINANA AN-TANY


RONDROBAIBOLY VCD VOL 1
      
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RONDROBAIBOLY
Vangy : 2198
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sevy
Daty : 13/03/2007 11:49
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0748