SAHY (Rivolala feat Sekoly Sabata Ziona A/mena Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SAHY!!!
Ny saina mila ambony
Mila calme mila töny
Tsy mila h
arefarefa amin'ny tany

Ny finoana ataovy ambony
Hakaro tena ambony
Ataovy ngeza be ohatr'izany

Dia izao no tadidio oh oh
Hitsikio sy hifalio oh oh
Aza malaheloelo izany ianao

Réf:
'ndao isika rehetra iaraka
Hitady an'Andriamanitra
Hanompo an'Andriamanitra
Andriamanitra velon'oh oh
'ndao isika rehetra iaraka
Hitady an'Andriamanitra
Hanokatra ny lanitra
Andriamanitra velon'oh oh

Oh oh oh
Eh eh eh

Tsy manadino velively eh
Ireto zanakao oh oh
Na dia tena mbola kely eh
Mivavaka foana mba ho anao

Homba anao Izy dada oh oh
Homba anao Izy neny eh eh
Ho tahian'ny izay atao oh oh
Ho lava andro ny ray aman-dreny

Tsy manadino velively eh
Ireto zanakao oh oh
Na dia tena mbola kely eh
Mivavaka foana mba ho anao.

Réf...

A/C : RIVOLALA 2024
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rivolala feat Sekoly Sabata Ziona A/mena Antsirabe
Vangy : 72
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rivolala
Daty : 23/07/2024 10:15
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142