Number one (Rim-ka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
?Anaty foko anao my love a
?Ouou my love a ououou...fôkawa...ououou
?Quelle heure koa me...ououou...
?
?Tsy atoro fa hita koa.
?Fa anao fanafody manasintrana.
?My melody, my energy, you make me feel alright.
?Na hitety vazan-tany, Zaho efa tsy hahita karaha anao.
?Valiko alamino sainao,
?Baby gyal, tiako ho tsapanao
?
?Na zaho malaso t'es ma Babylone
?Zaho koa tsisy anao mi-détonne
?Fitiavako anao tsy amin'ny Kilos fa amin'ny Tonnes
?Koa mbola anao tsy ambelako alone
?Quelle heure koa me zaho hi-abandonne
?Tsisy mahasaraka anyone
?Zaho sy anao karaha dity mipetaka
?Anaty foko anao number one.
?
?Anaty foko anao number one... Ahhah
?Anaty foko anao number one iii.. Yeah
?Izy koa mbola anao tsy ambelako alone (alone, -lone).. Yeai
?Anaty foko anao number one ahahahaha ahahahaha
?
?Fa na maro anie raha mandalo, tokako anao da tsy atakalo ô umhh
?Na ndraindraika mimalo oh
?Aza avela iaho fa tantano ohh
?Ndre da laligny gne ragno ô
?Ka manahy fa iaho tsy hiala ah
?Fa hipetraka akaikinao satria...
?
?Fitiavako anao mbola tsy niova
?I don't wanna lose ah
?Matinao gny aiko ô
?Tena matinao gny aiko ô
?Anao ilay tsy manam-paharoa
?Ankilanao soa aaaa...
?Anaty foko anao number one eee...
?
?Anaty foko anao number one... Ahhah
?Anaty foko anao number one iii.. Yeah
?Izy koa mbola anao tsy ambelako alone (alone,-lone).. Yeai
?Anaty foko anao number one ahahahaha ahahahaha
?
?Baby anao mila money
?Anao mila love
?I got this
?Koa anao mila amiena note
?Anao baby amiako dix sur dix e
?Position jiaby jiaby tianao
?Amiako anao surplus
?Aza manahy ny ambiny amaragna
?Fa tsy hainao tsy hainao... surprise
?
?Anao tsy angalàna tsy anampiegna
?Fa anao io perfecto ôôô
?Zaho koa nazon'ny la grippe aaa
?Anao my fervex ôôô
?Fa na oviana na oviana
?Antsika roe mi-connecto ôôô
?My Angelina (My Angelina) aaaah
?
?Anaty foko anao number one... Ahhah
?Anaty foko anao number one iiii.. Yeah
?Izy koa mbola anao tsy ambelako alone(Alone,-lone). Yeai
?Anaty foko anao number one ahahahaha ahahahaha
?
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rim-ka
Hits : 203
Likes : 0 Like
Created by : Chr1sk3ly
Date : 29/11/2025 22:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0884