Tailana (Revelation Music)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa haiko elah tsy faly e!Nahita anay omaly e!
Manao fika-na chérie
Be fialonana i bobie
Lazaina zahay fa maditra
Lazaina fa mafy loha
Nefa ny masonay nahita
F'izy mihitsy kay no filoha
Fa angaha zahay raha hoe tsy miteny e...Manaja
Dia atao tsindry hazolena e... Mahagaga an!
Na boto aza mila tafa, fa hiasa tena
Tsy voatery hanao soalafa
Fa ilay toe-tsaina anie tsy ohatra ny hafa
Fa ny loha tsy mitailana
Ka tsy maintsy izahay ho lasa mpanankarena
Lacoste halan'ilery e(fois4)
Lacoste halan'ilery e, lery, lery
Lacoste halan'ilery e, lery, lery hoah
Toe-tsaina any anatin'ny bozaka any no hoentina miakatra mankaty
Dia ndehana milevina anaty tany raha tsy zakan'lah ity soukous ity
Zah koa tsy maintsy manala, na hitata elah na hanaratsy
N'inoninona rythme zahay tsy miala, ny anay alefanay ny fantsy
Sa tsy zakan'lah ilay clip iray "Lacoste love Revelation"?
Mainka moa fa hiakatra roa eo indray
Hoe tsy nahomby ilay séparation
Na boto aza mila tafa, fa hiasa tena
Tsy voatery hanao soalafa
Fa ilay toe-tsaina anie tsy ohatra ny hafa
Fa ny loha tsy mitailana
Ka tsy maintsy izahay ho lasa mpanankarena
Lacoste halan'ilery e(fois4)
Lacoste halan'ilery e, lery, lery
Lacoste halan'ilery e, lery, lery hoah
Yeah! My favorite subject is music
Eo ilay tsinjaka tailana, tsinjaka tailana(2fois)
Tailana tailana tailana tailana tailana tailana tailan-doha(2fois)
Re-Re-Re-Revelation(2fois)
Eo ilay tsinjaka tailana, tsinjaka tailana(2fois)
ye ye ye ye ye
eoh oh eoh eoh eoh
Diemon, Zoto Ami, Tax, Le Bi Le Bi le....
Guitare solo, tsoulma, tsoulma, tsoulma, tsoulma,
Eo ilay tsinjaka tailana, tsinjaka tailana(2fois)
Hovahaintsika ny olana ara-pedagojika
Atao anaty Music
Morondava, Bongolava, Morondava, Bongolava
Revelation Music
avec Fabrice
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Revelation MusicVangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tojosylvin
Daty : 27/05/2026 21:57
