EKEO (REBECCA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manenjika vita ihany, mambabo fo mora ihany
Fa hafa ihany ilay mahazaka ny adalana
Raha mbola tia izy dia tiavo
Raha lasa izy tadiavo
Angaha mo meloka raha manao toy izany
Tsy misy maty nandefitra anie
Na hoe hijaly ara-pitiavana izany
Tsisy fitiavana tsisy olana izany
Na koa hoe tsisy tomany
Fa raha tianao ho mafy orina,
Ampanjakao ny fanajana

(Repeat 2x)
--Fa raha nanolotra ianao (Navaliny izany)
Nomeny fitiavana ianao (mifamaly izany)
Nisy nahory ianao (Izy mbola teo ihany)
Fikiro raha tsy hainao, tena fitiavana izany--

Refrain:
Ekeo hoe fiafina ny love ee
Fijaliana ny love ee
Miaritra ny hirifiry
Vao mandova ny hafanana
Fa raha olana mandalo izany aza atao handrava
(repeat 2x refrain)
Hummm, aza atao handrava ee

Mpamendrofendro, mpanakora
Avelao andany rora
Mpialona, mpanenjika moa ve tsisy foana
Fa ra izay amboa mivovoho lava izany
Avelao any
Ny anareo roa atao tsara
Ny fototra hamafiso tsara
Fa na mbola rivo-doza, ora-mikija
Na mbola kotro-baratra tsy avela handrava anizay

(Repeat 2x)
--Fa raha nanolotra ianao (Navaliny izany)
Nomeny fitiavana ianao (mifamaly izany)
Nisy nahory ianao (Izy mbola teo ihany)
Fikiro raha tsy hainao, tena fitiavana izany--

Refrain:
Ekeo hoe fiafina ny love ee
Fijaliana ny love ee
Miaritra ny hirifiry
Vao mandova ny hafanana
Fa raha olana mandalo izany aza atao handrava
(repeat 2x refrain)
Hummm, aza atao handrava ee
Ohoo, aza atao handrava e!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : REBECCA
Vangy : 137
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rfvrose
Daty : 06/11/2023 07:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0741