Ampidiro aloha ny tenimiafina
Folera (RAYNVE (VETNYH))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FOLERA
***Ikala laxwskh folera dia tsara kolera ry akamako ah!
Ikala folera dia srwfa manambalera ry namako oh!
Ikala folera mizara bonera ry akamako eh!
Ikala folera !!!!!!!!!!! mahafinaritra ianao a!!
Ikala folera dia tsara kolera ry akamako ah!***
Ieeee eeee ouoh hou o oooh!
O tia tiako anao, o tia tiako ee! tiako anao eee
Ho ento aty ilay taratasy e! mba milazalaza vaovao
Pisitily ho antsika sy elah , takelaka iray fa tsy tapakila!
Asivo sonia dédicace ! dona kely avy ao amponao
Raha hivily aza ela , f'ingahibe masoandro efa hidila
Lalalala lalala lala(*4)
gqomjtto Ravadravaho @ souvenir, voninkazo hoy ah!
Eny @ sisiny eny
Fa hataoko tonga hira tonga vazo hoy ah!
Ho ataoko tonga teny
REF : Mahafinaritra ianao ry folera ( folera )
Mahafinaritra be ny kolera ( kolera )
Mahafinaritra misy valera ( valera )
Ohhh, tsara e!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Mahafinaritra ianao ry folera ( folera )
Mahafinaritra be ny kolera ( kolera )
Mahafinaritra misy valera ( valera )
tononkira.serasera.org Voninkaaazo!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Ny singam-bolonao hoy aho manimanitra eh!
Akopaky ny rivotra avy ao!
Mangirangirana e! sady tsara2 fidonaka e!
Fa ny tontolonao hoy aho mahasalanitra e!
Ka bobaka ny te hiditra ao!
Toa miramirana e!
Sady izay lalovany tonga dia lonaka e!
Nananana nanana nana!(*4)
Mamy ny orokoroka kely ! omeko anao hoy ah
Tsara ny safosafo!
Mamy mitovy @ tantely ! tsotr'izao hoy ah
Tsara ny donak'afo

Mahafinaritra be ny kolera kolera ( kolera )
Mahafinaritra misy valera ( valera )
Ohhhh, tsara e!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

Voninkaaazo!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Ikala folera dia tsara kolera ry akamako ah!
Ikala folera dia manambalera ry namako oh!

Ikala folera !!!!!!!!!!! mahafinaritra ianao a!!(*2)
Ikala folera aaa!!!!!
RAYN ' VE

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RAYNVE (VETNYH)Vangy : 1376
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RodEmi586
Daty : 08/02/2024 10:14