EFA TSY ANY INTSONY (Rah-Yéri x Irits's Randi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh za nanantena hoe fitiavana no mba omenao
Refa isika roa mifanena fa tsy fakana lagy isanadro lava izao
Fitiavana tsy ifanerena fa raha misy any dia omeo ahy
Fa tsy izaho hoe faly anantena hoe mandrakizay ka nefa ne

Ianao kay sipa mora leo fitia
Dia izaho tavela irery nangatsika eh
Hionona aho fa tsy maintsy hoe haita e
Solonao fa ianao no mety ho diso lalana eh eeeh

Refrain :

EH EFA TSY ANY INTSONY AHO FOTANA MAFATY EH
NA DIA MBOLA TIA AZA
FITIAVANTSIKA ROA MBA HOE MANDRAMATY EH
AJANONA HO TANTARA IHANY *2

2-Fa ny fitiantsika roa ne tena mamy dia toy ny paradisa vita ho azy ny eto antany
Fa ny teo anilanao ne nafaly d lavimpahorina lavitriny tomany
Fa indrisy anefa ilay toetranao io no nampifamaly
Fa ianao efa diso indray no be mokondo sady mitady ampijaly
Tsarovy ane ry sioa izho tsy maditra fa raha mitady loamboto
Dia aty enap maita ekeko hoe za ne tia nanaja sy nitiandri
Fa raha anao toetranalia za mbola mahay no indry
Dia tsarovy fa ny sipa be dia be sady bandy koa ny tena ka tsy mba very mande
Raha izay voninkazo iray no mihintsana e raozy be dia be ane erakin ny Cartier

Refrain : x2

Tantarampitiavaa tena misy io a
Atolotra ho any le sipa kely refa apiaraka rfa tezitra de tsy miteny mich
Dia le sipa mora keo fitiavana kely reny

#by Rah-Yéri x Iritis's Randi
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rah-Yéri x Irits's Randi
Vangy : 901
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rah-Yri
Daty : 15/10/2018 16:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717