Zany dia tsy hay (Raboussa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ZANY DIA TSY HAY
Raboussa
Rap tonga saina
Solon-tenan’ny tena izy
Zany dia tsy hay

Kôzy ny omeko fa raha vola mety ho laninao
Fiovana mety avy amiko mety avy aminao
Mila matanja-tsaina tsy mahazo mitsoaka
Tonga dia hihinam-bary ve sa hiandry laoka

Tsy hita moa fa samy laona mitady vola
Raha sendra resy mitrakà fa fadio lay mifona
Fa misy kozy tiana ampita dia mahaiza manakatra
Fa mila tafa fa rahampitso mbola ankamatatra

Combat tsy miova , mokon-doha mila mitoetra
Mpandresy ambonin’ny mpandresy (huh) iny efa tarigetra
Tsisy miondrika, miatrika, tsisy mierikerika
Tsisy hanenjika ny hafa fa madio ny eritreritra

Ahoana moa koa izay manao ve no haratsiana
Mba te ho ngahy ndriana nefa arizato am-pandriana
Mila mihetsika maka ny tanjona
Tsy mila mihemotra, mila mitandrina fa kely sisa de….

Ref : Matanja-tsaina fa tsy misy mitsoaka
Tonga dia hihinana fa tsy hiandry laoka
Zay revy ataonao rehetra ataovy milay
Zany dia tsy hay (X3)
Matanja-tsaina fa tsy misy mitsoaka
Tonga dia hihinana fa tsy hiandry laoka
Zay revy ataonao rehetra ataovy milay
Zany dia tsy hay (X3)

Efa zatra ny kendry tohana sy latsa
Miara miaina @ toro vohana sy ratra
Tao andamosina, bobaka ny tsatok’antsy
Tandremo ary mamono biby dia tsy mahafaty

Soa fa eo zanahary fa izy tsy mba miangatra
Efa leo manetry tena za ka aleo hisandratra
Alohan’ny hitsarana olona’ jereo lay fitaratra
Avy eny ambany tanana zahay fa tsy hoe tsy nianatra

Ny 1 euro an’ny olona mahavidy makorelina
Fa firy ariarin’lah vao mahavidy mac neil
Fa Malagasy za mirehareha fa tsy maninona
Ny erika mahatondra-drano rehefa ririnina

Eto Gasikara isika no manisy resaka
Satria ny tanora mihatonga saina efa mihabetsaka
Anosibe tsika fa tsy USA
Manao sonia R.A.B ( efa kopin’lah) surr

Ref :Matanja-tsaina fa tsy misy mitsoaka
Tonga dia hihinana fa tsy hiandry laoka
Zay revy ataonao rehetra ataovy milay
Zany dia tsy hay (X3)
--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 16/10/2023 17:56)
Merci e
ANARIM ( 16/10/2023 18:24)
Izany dia tsy hay...
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Raboussa
Vangy : 727
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : kiala.andria
Daty : 16/10/2023 17:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.074