Tongava'ndry aty (Raboussa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao nifo maraina ah ! Ny anaranao no tsy afaka ato ambava !
Za irery ry Tsin no ato ambovo androany ka fa tongava.
Aiza no misy andry fa andaniako crédit ?
Rah tsy te andeh be Taxi dia omeko Taxi ?

Mila anao ah ! Elaela mantsy izay.
Raha tsy mahita anoa dia arafesina ny anay
Tonga'ndry aty fa za mitady andry trop
Efa feno ny baloma, mitobaka amin'ny sô

Efa vita solo akanjo, sady efa avin'andro
Tongava maraina fa efa nisako kaly atonadro
Trano efa vita lamina fandriana efa voapirina
Tongava'ndry aty dia averina ilay film.

Ref:
Naizanaiza misy anao,
Raha ilainao izao dia izao,
Ilay fo feno fitiavana,
Foko ho mena anao

ilay faniriana hatrizay
Oe hitambatra iray
Iny lanitra iny omeko anao
Ho sambatra ianao.

Dia rehefa tonga aty ndry, dia aza mampaneno sonerie
Fitobokiny fondry dia efa koboko hatraty
Tsy mila oe ahoana, tsy asina manaona
Fa tonga dia fitiavana sao lany eo ny fotaona

Mifapisafosafo, mifapitositosy
Avy eny andakozy dia tonga hatrany anaty douche
Tsy mila mikafoma fa enao no akako fy
Satria zao ny fitiavana tsy mila manapy

Ny trano idiana avy any anatiny, idiana lakile
Ny hefitrano maizimaizina hijerena VCD
Ijerena vazon'DRaboussa amin'izay ny revy bonne
Soa misy anakotaba eo indray fa piana ny phone

Alefa any Iavoloha matory raha te hidodo
Raha te andeha anao vacance dia alefa any Mapoto
Androany za efa vonona, fandriana efa voapirina
Tongava'ndry aty dia averina ilay film.

Ref:

Pont :
Izao tsy manahy
fa ianao tia hay
Raha mila fitia
Omeko anao ny fo fanahy sy izay rehetraretra ilainao.

Ref: x2
--------
Rohy:
Hevitra
stanierakotomavo01 ( 11/09/2022 00:45)
Mila tsiny amin'izay teny diso tsipelina dia mazotoa mihira.
stanierakotomavo01 ( 11/09/2022 00:45)
Mamy Bro
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Raboussa
Vangy : 498
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : stanierakotomavo01
Daty : 11/09/2022 00:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0708