Am pitiavana (Raboussa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Am pitiavana no hanaovako an'izao e
Mety ho ratsy oa fa mety ahasoa anao e
Tsy sanatria ny bandy oe faly ny hifandao e

Am pitiavana no hanaovako an'izao e
Mety ho ratsy oa fa mety ahasoa anao e
Tsy sanatria ny bandy oe faly ny hifandao e


Tsy sanatria za oe tsy tia
Na tsy mirevy an-dri
Fa ny foko no tsy mandry matoa a zao tonga aty
Mafana be ny fo nefa tsy mety ny loha
Ny manondidina rehetra manondro-molotra avokoa

Ianao ry sipa mbola zaza, ny lalako efa lava
Ilay fitia vao mba mitsiry dia efa koboko fa rava
Koa tsy aleonao ve mandeha, ny bandy be dia be
Ny antsika roa tsy tiako misy ahita, misy andre

Tsy oe za no ratsy saina, na tsy mivaky loha
Fa io revy io ra tohizana dia mankarary fo
Aleo faranana ny androany, dia tsisy ny tomany
Izay ilay fiainana eto an-tany misy ambony misy ambany e

Ity hira ity tantara antsika fa henoy tsara ny tonony
Na ho vaky loha, na malefaka ny eo amboniny
Ity hira ity tantarantsika ahatsiaro ny taloha
Ilay adalana tsy azo averina indroa


Am pitiavana no hanaovako an'izao e
Mety ho ratsy oa fa mety ahasoa anao e
Tsy sanatria ny bandy oe faly ny hifandao e

Am pitiavana no hanaovako an'izao e
Mety ho ratsy oa fa mety ahasoa anao e
Tsy sanatria ny bandy oe faly ny hifandao e

Ohio ohio
Ohio ohio
Ooh ohh
Ohio ohio


Dia mino a, fa ianao ahita an'ilay tena fitia
Tsy revy mampiomehy ohatran'ny antsika sy ndri
Dia mba manaova ohatran'ny fanao an'ny olona
Nareo roa amin'izany tsy hoainina amin'ny fiaraha-monina

Fa androany alony, samy kopy ny an'ny am-pony
Ny ratsy ario alavitra fa izay tsara mba tazomy
Za tia anao, dia ianao tia ahy ihany koa
Nefa adalana, tsy azo averina indroa


Am pitiavana no hanaovako an'izao e
Mety ho ratsy oa fa mety ahasoa anao e
Tsy sanatria ny bandy oe faly ny hifandao e

Am pitiavana no hanaovako an'izao e
Mety ho ratsy oa fa mety ahasoa anao e
Tsy sanatria ny bandy oe faly ny hifandao e

Am pitiavana no hanaovako an'izao e
Mety ho ratsy oa fa mety ahasoa anao e
Tsy sanatria ny bandy oe faly ny hifandao e

Am pitiavana no hanaovako an'izao e
Mety ho ratsy oa fa mety ahasoa anao e
Tsy sanatria ny bandy oe faly ny hifandao e

Ohio ohio
Ohio ohio
Ooh ohh
Ohio ohio
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Raboussa
Visites : 229
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andrearakotondramanana
Date : 29/09/2025 21:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0695