Andakozia ( vary manara) (Ra-Havana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh ny any an-dakozia eh (Ia ke ro mangaika ah)

Vary manara am-tsaramaso oh (Oano ny vary fa manara ah)

Vary manara tsa misy laoka eh (Oano ny vary fa manara ah)
Vary manara tsa misy laoka eh (Oano ny vary fa manara ah) ...m...2+

Mofo sakay am-pirina roa izao no mangenakenaka

Henankisoa am voanjobory izao ny laoka nadrozoa ndry Ramaria
Nenay am’zay tsa misy laoka sady manara no mampahia (Oano vary fa manara)

Vary manara am’tsaramaso oh (Oano ny vary fa manara ah)
Vary manara am’ravimbizo eh (Oano ny vary fa manara ah)
Vary manara tsa misy laoka eh (Oano ny vary fa manara ah)
Vary manara tsa misy laoka eh (Oano ny vary fa manara ah)

Mofo sakay am-pirina roa izao no mangenakenaka
Mofo sakay am-pirina roa izao no mangenakenaka
Hena_laoka matsirirotsiro izao eh ny laokan dRakoto am Ketaka ah
Nenay am’zay tsa mba misy tsiro vary sosoa miboretaka ah (Oano vary fa manara)

Vary manara am’tsaramaso oh (Oano ny vary fa manara ah)
Vary manara am’ravimbizo eh (Oano ny vary fa manara ah)
Vary manara tsa misy laoka eh (Oano ny vary fa manara ah)
Vary manara tsa misy laoka eh (Oano ny vary fa manara ah)

Mangenakenaka eh, mangenakenaka eh
Mangenekenake roa ny mofo sakay am’pirina roa(x2)

Anay tsa ihinana fa iandry laoka eh ehhhh……

Mofo sakay am-pirina roa izao no mangenakenaka
Mofo sakay am-pirina roa izao no mangenakenaka
Eh ny any an-dakozia eh (Ia ke ro mangaika ah)
Eh ny any an-dakozia eh (Ia ke ro mangaika ah)

Vary manara am-tsaramaso oh (Oano ny vary fa manara ah)
Vary manara am-tsaramaso oh (Oano ny vary fa manara ah)
Vary manara tsa misy laoka eh (Oano ny vary fa manara ah)
Vary manara tsa misy laoka eh (Oano ny vary fa manara ah)

Anay tsa ihinana fa iandry laoka eh ehhhh……(Oano ny vary fa manara ah)
An
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ra-Havana
Vangy : 1295
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nielako
Daty : 10/08/2021 22:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0724