IANAO JESOSY O (MAMY BERNARD)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mifoha maraina aho Jeso,
dia mideranao ny ato am-poko.
Raha misy olana ny fiainako,
Ianao Jesosy ihany no aleha.

Ref:
Ianao Jesosy oh, Ianao no alehako,
na ory na faly aho ety,
Ianao Jesosy oh, ianao no reharehako,
Mandra-pialako ety.

Mandalo sy miserana ny androko,
Tsaroako misy fetra ny ety,
Kanefa manantena anie aho Jeso,
Ny lanitra hamboarinao ho ahy.
Ref:
*******************************************
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAMY BERNARD
Vangy : 537
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 16/10/2021 09:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1808