Lazao (PRaaLs)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niezaka ihany aho ny tsy hieritreritra hoe
mbola misy ve ilay fitiavanao ahy
tsy fantatro intsony satria ianao
tsy nanome porofom-pitiavana
Ny foko tsy mety mino fa efa jrrw lasanao manontolo
ary ny amiko rehetra rehetra efa natolotro anao
Fiverenana:
Lazao izay ao am-ponao,
Lazao raha mbola tia ahy ianao
fa aza kobonina ela fa mijaly aho ohohoh
Lazao izay ao amponao,
Lazao raha mbola tononkira.serasera.org tia ahy ianao
fa aza kobonina ela fa mijaly aho miandry anao
Ireo fihetsikao isan'andro isan'andro
dia niova, niova tsy toy ny taloha
na ny mijery ahy aza dia tsy ataonao intsony
eny na ny fisiako aza dia hadinonao
Ilay fitiavako no tiako ho fantatrao fa ho doria
ary ianao iany no tiako, ary ho tiako ho mandrakizay
Fiverenana:
Tsy tsapanao mihitsy ve izany fiharetako fijaliako izany
raha mbola misy fitiavana ho ahy any anatinao ekmptc any mba lazao fa yeah! yeah!
fa isan'andro izao dia lasa foana ny saiko
ka miangavy aho anio odmk mba lazao izay ao amponao
fa tiako fantarina
Fiverenana:
Tonony : Naaly & Ash

--------
Link: