Tohizo (Poon and Co)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleo hitsara,iIzay te hitsaratsara
Avelao hiteny, izay manambava
Henoy ny feon'ny fisainanao
Tazomy mafy ny tanjonao (ny tanjonao)

Ref : Tohizo ny lalanao
Fa aza mierikerika
Tohizo amin'izay tianao
Ravao izay manakantsakana

o, o, o,
Na andro tsara, mibaliaka soa
Na haizina, sy oram-baratra
Hamafiso hatrany ny ezakao
Tazomy mafy ilay finoanao ( ilay finoanao)

Ref : Tohizo ny lalanao
Fa aza mierikerika
Tohizo amin'izay tianao
Ravao izay manakantsakana (fin: ny fiainanao)


A/C Poon
Nampiditra : Aina Adam R.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Poon and Co
Vangy : 166
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainaadam
Daty : 02/06/2025 21:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0745