Avia Fanahy Masina (Pasteur Jedidia Rasolomanana)

O avia,  avia Fanahy Masina O
Av?a maanazava anay
Fa ny haizina mandrakotra ny fiainanay
Ampandehanana
Fanahy masina o
Fanahy masina o
Fanahy masina o o avia
Fa ny haizina mandrakotra ny fiainanay ampatononkira.serasera.orgndehanana
O avia avia Fanahy Masina o
Avia mampianara anay
Fa maniry indrindra izahay
Handre ny hafatry ny Teninanao
Fanahy masina o
Fanahy masina o
Fanahy masina o o avia
Fa maniry indrindra izahay
Handre ny hafatry ny teninao

Mpihira : Pasteur Jedidia Rasolomanana
Mpamaky : 922
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Pisouhdor
Tamin'ny : 26/11/2015 15:20:10
ID : 7930

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo