Loving (oz zita feat skayrah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1: Oz Zita
Efa ela ihany ah no te hiteny oe ny foko loving
Mba niandry anao hitodika fa tsy aiko oe rahovina
Androany ihany, izany de ho lazaiko
Na misy aza ireo sakana de ianao no ilaiko
Fa faniriko ny hitondra anao na aiza na aiza
Ra tsisy anao ny lalako de tsy aiko oe ho aiza
Ka te hiteny ah oe anao ny foko rehetra
Sady efa vita ny voady fa aina no fetra
Refrain:
Ny amiko rehetra anao gyal iny
Ny foko ny saiko efa babo iny
Ny amiko rehetra anao gyal iny
Ny foko ny saiko efa babo iny
Couplet 2: Oz Zita
Zah tsy afaka anafina fa hiteny
Ilaza aminao oe "Tiako ianao"
Mba niezaka aho nitady anao teny ho eny
Ka androany eto anilako
Rah ny nofiko rahampitso androany de mety tsy ho tratra
Ny ahita ny endrikao tomany no mety tsy zaka
Irery ianao, de zah no antsoinao
Aleoko aza no hijaly toy izay ny fonao
Refrain:...
Couplet 3: Skayrah
Mbola nihafy sy niaritra hiezaka itondra anao any @ ny avo indrindra ah
Satria! Ianao lay tokako ka tsy ialako tsy soloiko vita voady efa nanaiky zah
Ianao kou tsy niova tsy nandà anie...
Mino ah fa indray andro any mbola ho avy le paradisa eto antany pisu eh!
Fa voky im-pito ny ahy ny ka hiraiko ny anaranao irery no ato andoha...
Isa manomboka voaloha fa enao no anjara ilay tokana ato ampo de ...
Ianao kou no anjara tsisy intsony, ireo ditra adalana lonilony
Fa vita efa lasany ny ahy ny fony fa izy irery ihany no ataoko ambony be
Refrain:...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : oz zita feat skayrah
Vangy : 1326
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakotonirinatafitasoaniando17
Daty : 25/08/2017 17:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0759