Kiala manja (Ortegah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ayah ! Yah, yah yah yah iiiiii !

Fomba fiakanjo masitsika
Kobonao oe iza ary Oh
Ny ao anatiny mbola ilay sipa tsotra kely ihany Oh ! Ooh !
Saromany aminy fitafy maditra ny vatany,
Resam-pitiavana ny azy efa sesitany Oh ! Ooh !

Efa leo nandany lera taminy kofa tia nampiesona
Dia naleony niova tokotany Oh !
Dia nataony fitaovam-piadiana ny vatany,
Hum !
Love izy efa tsy amin'izany Ooh !

Lasa feno azy ny quartier, dia manao fikana tasepé,
Nefa raha diso fijery ela tsy mahita ny marina,
Vao misy vola izy dia mandeha, revy izy tsy mandaha,
Resaka fiatsena maître fa tsy ampianarina,

Pont : Fa leo ratra ny fony,
Dia aleony mapifona izay resy aminy alalan'ny amanjy yah ! yah !
Love Story tsy ainy intsony izany,
Ny azy efa nafoiny taminy lasany,
Ny amin'izao izay efa lasa VOAY yah ! yah !

Ref : Kiala manjako iny Ayaaah !
Vao nandalo izy dia navariana. ( Oh ! yeah, yeah )
Kiala manja Tia Fly Yaaah !
Ilay nampirafy iny toa lasa tiany. ( Oh ! yeah, yeah )
( X 2 )

Izay tafiditra ny anatiny aratony dia efa JONO,
Lasa poziny kiala sady mamay no mandoro,
Fony ny azy efa voadona, lasa voavidin'ny vola,
Raha be ny chiffre dia ho entiny ambony,

Manaitra ny maro izy tsaratsara vantana,
Ny azy ny tsiky iny tsy azo mora,
Kiala manjako iny, ny azy sy ny akantony an!
Tsy tia mitantana raha tsy misy vola.

Pont : Fa leo ratra ny fony,
Dia aleony mapifona izay resy aminy alalan'ny amanjy yah ! yah !
Love Story tsy ainy intsony izany,
Ny azy efa nafoiny taminy lasany,
Ny amin'izao izay efa lasa VOAY yah ! yah !

Ref : Kiala manjako iny Ayaaah !
Vao nandalo izy dia navariana. ( Oh ! yeah, yeah )
Kiala manja Tia Fly Yaaah !
Ilay nampirafy iny toa lasa tiany. ( Oh ! yeah, yeah )
( X 2 )


By Mamy Bro ;)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ortegah
Vangy : 424
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : stanierakotomavo01
Daty : 28/01/2023 20:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2271