You are here: home > Tononkira > Orien's

Tsy foiko ianao (Orien's)

Antenaiko ianao
Tena tiko ianao
Tsy soloiko ianao
Fatiko ho ahy irery ianao
Tena vonikazo
Tsy mba foiko halazo
Nokoloitononkira.serasera.orgko ato ampoko
f'ianao no anjara ho ahy eto an-tany

REF: Fa tiko ianao
Tsy foiko ianao
malako รด
Aza ilaozana aho
mijaly aho
manjary irery aty

Mpihira : Orien's
Mpamaky : 345
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ORIEN
Tamin'ny : 08/04/2020 10:25:40
ID : 12667

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo