Iny hono ny rafilahiko (Ogh ft Fenohaja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1:
Ataovy serieux fa iny ve ny anindry ana
Malaza mantsy fa hoe za manana raflah
Manam-bola be ve zany manana villa
Ataoko fimehezana fa kay tsy de ça va.
Haka anao hono izy, f'izy anie milliardaire e!
Zany aloha de lainga f'iny zanaka sofera
Mody ambakainy anao hoe ndao hiaraka anao
shopping
Pôsy kay zero ariary tsisy na hoatrinona
Ny anarany manaitra rah henoina manambaka
Hoe patron hanombo nefa patron hatsaka
Matsiaro menatr'aho fa iny ve ny tafilahako
Mahia mitovy zahay fa tapak'iny oa ra folahako

Ref: (2×)
Ra iny oah, zah tsy hifaninana
Fa tsy hasindry ana
Raflah tô manendaka, kay le, allez!

2:
Manana safidy ianao oah jereo zay m'lay
Hoe hiarak'aminazy ve sa bob marley
Aza misalasala fa mba matokia valeur e!
Jereo ambony ambany a de mba mandinia couleur e!
Mbola miasa saina ianao hoe zah ve sa lery
Malaza panao art ino oah fa za koa jet-lee
Ianao ve tsy mahita ana metisse kely maso
Fa iny ra tombanana taranaka malaso
Hivarotra visage folo taona vao mahalafo e!
Za alon'sipa tsy mikif an'io manafo e!
Miarak'amina ianao ataoko le fiadanana
Rahoviana vao ho foana eto aminá ny
fasambarana

Ref: (3×)
Raha iny oah!, za tsy hifaninana
Fa tsy hatsindry ana
Raflah tô manendaka, kay le, allez!.

3:
Fanahy masina latsaka no natonga anao tsy firako
Tena hafabaraka ra hoatr'ireny ny doublurako
Nefa tsy maty ambavanao hoe:

Inona ary ky no idirako
Mevo sary tapak'iny ao misy ilaiko anazy
Tsy anao souvenir f'ampitahoatra vehivavy
Tsy ireny no hanomanana ny ho avy fa mihevera
Hijery film ihany ve de film horreur
Ra mandinika ahy ianao mahita titanic
Za ny Jack inao ny Rose d'izy piasan-tsika
Na be dia be ny hiteny eo "aiza ny aratsiham-panahy"
Vehivavy tsy masoandro k'itambarako am'lah.

Ref: (6×)
Raha iny oah!, za tsy hifaninana
Fa tsy hasindry ana
Raflah tô manendaka, kay le!, allez!.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ogh ft Fenohaja
Vangy : 9642
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : centinno
Daty : 07/03/2016 14:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0736