You are here: home > Tononkira > Ny Midera

Namako Tiako (Ny Midera)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-midera/namako-tiako

Réf: Namako tiako ianao
Tiako hatramin’ny farany
Ilay finamanantsika hatrizay
De fitiavana avy @ Ray                                      
Ka na ho aiza ianao
Na ho eto anilako eto
Mpinamana foana isika, mpifankatia



1- Ilay finamanantsika toa zary latsa-paka
Nifampizara hafaliana
Nifampizara ny mamy
Naira-nandresy ireo hakiviana                            
Toa nifanohana hatrany
Namako ianao, namako ô


2- Ilay finamanantsika latsa-paka ao am-po
NifaTsiky dia ampynolotra fitia
Nifanome teny mamy                                                                                    
Mpinamana mpifankatia
Feno Tsy nifankafoy,  tsy nifanary Namako tiako ianao, namako ô


Réf: Namako tiako ianao……



Tena tiako loatra ianao
Ho namako mandrakizay
Hiara-dalana isika ho doria                            
Ambany tanan’ilay Tompo tia                      
Na ho aiza ianao
Na ho eto anilako eto
Mpinamana foana isika, mpifankatia!


Ny midera 2020

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Midera
Mpamaky : 131
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Fenodera-Philberto
Tamin'ny : 13/11/2020 14:41:56
ID : 13161

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo